Tontosa ny zoma 10 novambra lasa teo ny Fivoriambe faharoa an’ny mpikambana ato amin’ny Ofisim-Paritry ny Fizahantany eto Analamanga ho an’ity taona 2023 ity.

  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Nanamarika io fivoriana io ny fanavaozana ireo mpikambana anaty filan-kevi-pitantanana sy ny birao maharitra ho an'ny roa taona manaraka. Fifaliana ho anay araka izany ny mampahafantatra ireo mpikambana vaovao mandrafitra ny Fikan-kevi-pitantanan'ny ORTANA ho an'ny taona 2024-2025: - Filoha : Ramatoa Rambelomanana Gisela (sampana Agence de Voyages) - Filoha Lefitra…

Continuer la lectureTontosa ny zoma 10 novambra lasa teo ny Fivoriambe faharoa an’ny mpikambana ato amin’ny Ofisim-Paritry ny Fizahantany eto Analamanga ho an’ity taona 2023 ity.

Fanatsarana ny fitsidihana ny Valanjavaboaharin’i Tsimbazaza

  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Isan'ny toerana tsidihan'ireo mpizahantany maro na ny avy eto an-toerana na ny avy any ivelany ny valanjavaboaharin'i Tsimbazaza, ka ho fanatsarana izany fitsidihana izany dia misy ny fiaraha- miasa teo amin'ity farany sy ny Office Régional du Tourisme d'Antananarivo - ORTANA. Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Fizahantany omaly…

Continuer la lectureFanatsarana ny fitsidihana ny Valanjavaboaharin’i Tsimbazaza

27 septembre : journée mondiale du tourisme

  • Commentaires de la publication :0 commentaire

𝟐𝟕 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 : 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 Nankalazaina ny 27 septambra 2023 teo ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny Fizahantany Izay mitondra ny lohahevitra hoe: « Fizahantany ho an’ny fampiasam-bola maitso ». Ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ireo sorodia miisia telo tao amin’ny Valan-java-boaarin'i Tsimbazaza no nanamarika manokana ny tontolo…

Continuer la lecture27 septembre : journée mondiale du tourisme

Explorer Madagascar | JIOI 2023

  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Dans le cadre des Jeux des îles de l'Océan Indien (JIOI) 2023, le ministère du Tourisme et l'Office National du Tourisme de Madagascar, en collaboration avec les opérateurs touristiques, proposent des opportunités pour découvrir et explorer Madagascar. En plus des offres spéciales JIOI, telles que les 𝐄𝐒𝐂𝐀𝐏𝐀𝐃𝐄𝐒 𝐀̀ 𝐀𝐍𝐃𝐀𝐒𝐈𝐁𝐄 𝐄𝐓…

Continuer la lectureExplorer Madagascar | JIOI 2023

AGO 2023 de la FHORM

  • Commentaires de la publication :0 commentaire

L’Assemblée Générale Ordinaire de l'année 2023 de la FHORM s’est tenue hier 25 Mai 2023 dans la matinée à Le Grand MELISS Hotel&SPA. Nous tenons à remercier tous nos membres sans exception, pour leur soutien sans faille et leur implication dans la vie de l'association.Merci à tous les fournisseurs partenaires…

Continuer la lectureAGO 2023 de la FHORM

EDUCTOUR FRONT OFFICE

  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Nandray anjara tao anatin'ny fivoriamben'ny FHORM - Fédération des Hôteliers et Restaurateur de Madagascar ny Ofisim-paritry ny Fizahantany eto Analamanga androany, nampahafantatra ny tolotra fiofanana "EDUCTOUR FRONT OFFICE" izay natokana indrindra ho an'ireo mpandray olona eny anivon'ny trano fandraisam-bahiny eto Antananarivo. Nanazava ny vontoatin'ity tetikasa ity ny Tale Mpanatanteraka eto anivon'ny ORTANA…

Continuer la lectureEDUCTOUR FRONT OFFICE

Fin du contenu

Aucune page supplémentaire à charger