
Nanamarika io fivoriana io ny fanavaozana ireo mpikambana anaty filan-kevi-pitantanana sy ny birao maharitra ho an’ny roa taona manaraka.
Fifaliana ho anay araka izany ny mampahafantatra ireo mpikambana vaovao mandrafitra ny Fikan-kevi-pitantanan’ny ORTANA ho an’ny taona 2024-2025:
– Filoha : Ramatoa Rambelomanana Gisela (sampana Agence de Voyages)
– Filoha Lefitra 1 : Andriamatoa Rakotoson Dany (sampana Restauration)
– Filoha Lefitra 2 : Andriamatoa Rajaonah Alain (sampana Formation)
– Mpitambola : Andriamatoa Rakotobearison Harris (sampana Location de Voitures)
– Mpanolotsaina: Andriamatoa Andriambolanoro Tiana (sampana Hôtellerie)
– Mpanolotsaina: Ramatoa Andriantsisosotra Avoniaina (sampana Tour Opérateur)
– Mpanolotsaina: Ramatoa Razanajovy Chantal (sampana Aires Protégées)
– Mpanolotsaina: Ramatoa Ranjalahy Bonia (sampana Compagnie Aérienne)
– Mpanolotsaina: Andriamatoa Razafindrabe Nirina (sampana Prestataires Spécialisés)
– Mpanolotsaina: Andriamatoa Rajaomanana Hery (sampana Environnement)
– Mpanolotsaina: Ramatoa Randriamahaleo Mirana (sampana Guides Touristiques)
– Mpanolotsaina: Ramatoa Ravelomanantsoa Elia (Kaominin’Antananarivo Renivohitra)
– Mpanolotsaina: Andriamatoa Rabe Rado (Ministeran’ny Fizahantany)