27 septembre : journée mondiale du tourisme

𝟐𝟕 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 : 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚

Nankalazaina ny 27 septambra 2023 teo ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Fizahantany Izay mitondra ny lohahevitra hoe: « Fizahantany ho an’ny fampiasam-bola maitso ».

Ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ireo sorodia miisia telo tao amin’ny Valan-java-boaarin’i Tsimbazaza no nanamarika manokana ny tontolo andro iraisam-pirenena ho an’ny Fizahantany teto Analamanga, izay oentina hanamorana ny fitsidiana sy hanatsarana ny toerana. Izany dia tontonsa nohon’ny fiaraha- miasa nataon’ny Ofisim-Paritry ny Fizahantany eto Analamanga sy ny Valan-java-boaarin’i Tsimbazaza.

Ny FHORM dia miarahaba manokana ny ORTANA sy ny Valan-java-boaarin’i Tsimbazaza tamin’ny nahavitany izany hetsika izany.

𝟐𝟕 𝐒𝐞𝐩𝐭𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞 : 𝑱𝒐𝒖𝒓𝒏𝒆́𝒆 𝒎𝒐𝒏𝒅𝒊𝒂𝒍𝒆 𝒅𝒖 𝑻𝒐𝒖𝒓𝒊𝒔𝒎𝒆

Le 27 septembre 2023 fut célébrer la 𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐌𝐨𝐧𝐝𝐢𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐮 𝐓𝐨𝐮𝐫𝐢𝐬𝐦𝐞. Le thème choisi est le : « Tourisme pour les investissements verts ».

Le fruit de la collaboration entre l’Office Régional du Tourisme d’Antananarivo – ORTANA et le Parc Botanique et Zoologique de Tsimbazaza a donné suite à l’inauguration d’un circuit vert, plus précisément 3 circuits balisés au sein du Parc Botanique afin de faciliter la visite et de redynamiser le site.

La FHORM tient à congratuler l’ORTANA et le Par Botanique et Zoologique de Tsimbazaza pour leur démarche pour le tourisme durable.