Fanatsarana ny fitsidihana ny Valanjavaboaharin’i Tsimbazaza

  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Isan'ny toerana tsidihan'ireo mpizahantany maro na ny avy eto an-toerana na ny avy any ivelany ny valanjavaboaharin'i Tsimbazaza, ka ho fanatsarana izany fitsidihana izany dia misy ny fiaraha- miasa teo amin'ity farany sy ny Office Régional du Tourisme d'Antananarivo - ORTANA. Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Fizahantany omaly…

Continuer la lectureFanatsarana ny fitsidihana ny Valanjavaboaharin’i Tsimbazaza

27 septembre : journée mondiale du tourisme

  • Commentaires de la publication :0 commentaire

𝟐𝟕 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 : 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 Nankalazaina ny 27 septambra 2023 teo ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny Fizahantany Izay mitondra ny lohahevitra hoe: « Fizahantany ho an’ny fampiasam-bola maitso ». Ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ireo sorodia miisia telo tao amin’ny Valan-java-boaarin'i Tsimbazaza no nanamarika manokana ny tontolo…

Continuer la lecture27 septembre : journée mondiale du tourisme

Fin du contenu

Aucune page supplémentaire à charger