𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄

  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Notanterahana tao Morondava ny faran'ny herinandro teo ny 𝐚𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 " 𝐅𝐞𝐬𝐭𝐢𝐯𝐚𝐥 𝐇𝐚𝐫𝐚𝐯𝐨𝐚", hetsika nentin'ireo mpandraharaha amin'ny sehatry ny Fizahantany sy ny Asa tànana nanamarika ny fisokafan'ny taom-pizahantany 2024. Nandritra ny hetsika dia nisy fitsidihana nataon' Andriamatoa Minisitra tao amin'ny CEM (Centre écotouristique de Menabe) izay nahafahany nitafa tamin'ireo…

Continuer la lecture𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄

Fin du contenu

Aucune page supplémentaire à charger