Vehivavy miarina sy miray hina, firenena mandroso

  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Io no lohahevitra nosafidin'i Madagasikara entina ankalazana ny andron'ny 8 martsa 2024, izay atao any Toamasina eo ambany fitarihan-dRamatoa Mialy RAJOELINA, vadin'ny Filoham-pirenena. Miarahaba ny vehivavy malagasy rehetra amin'izao andro iraisam-pirenena entina hankalazana ny mahazava-dehibe ny zon'ny vehivavy izao. Tsy mora ny fiatrehana ireo adidy aman'andraikitra, ka eto dia mankahery…

Continuer la lectureVehivavy miarina sy miray hina, firenena mandroso

Fin du contenu

Aucune page supplémentaire à charger