π…πˆπ“π’πˆπƒπˆπ‡π€ππ€ π“π€ππ˜ πŒπ„ππ€ππ„

Notanterahana tao Morondava ny faran’ny herinandro teo ny 𝐚𝐧𝐝𝐒𝐚𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚π₯𝐨𝐑𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 Β Β» π…πžπ¬π­π’π―πšπ₯ π‡πšπ«πšπ―π¨πšΒ Β», hetsika nentin’ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny Fizahantany sy ny Asa tΓ nana nanamarika ny fisokafan’ny taom-pizahantany 2024.

Nandritra ny hetsika dia nisy fitsidihana nataon’ Andriamatoa Minisitra tao amin’ny CEM (Centre Γ©cotouristique de Menabe) izay nahafahany nitafa tamin’ireo mpanao asa tΓ nana, sady nijery ny sangan’asan’izy ireo. Ity toerana ity moa dia isan’ny mampiofana ireo mpanao asa tΓ nana fa indrindra ireo manana fahasembanana sady manome asa ho an’izy ireo.

Nisy ihany koa ny fizarana mari-pankasitrahana ho an’ireo mpanao asa tΓ nana nahavita fiofanana momba ny hazo, rofia ary vy nandritry ny hetsika.

—- x —-

La premiΓ¨re Γ©dition du « Festival HaravoaΒ Β» s’est tenue Γ  Morondava le week-end dernier, un Γ©vΓ©nement organisΓ© par des entrepreneurs du secteur du tourisme et de l’artisanat pour marquer l’ouverture de la saison touristique 2024.

Durant le festival, le Ministre a visitΓ© le CEM (Centre Γ©cotouristique de Menabe), oΓΉ il a pu rencontrer des artisans et admirer leurs Ε“uvres. Ce centre forme notamment des artisans, en particulier ceux en situation de handicap, et leur fournit des emplois.

Il y a Γ©galement eu une remise de certificats aux artisans ayant suivi des formations sur le travail du bois, du raphia et du mΓ©tal pendant l’Γ©vΓ©nement.