饾悈饾悎饾悡饾悞饾悎饾悆饾悎饾悋饾悁饾悕饾悁 饾悡饾悁饾悕饾悩 饾悓饾悇饾悕饾悁饾悂饾悇

Notanterahana tao Morondava ny faran’ny herinandro teo ny 饾悮饾惂饾悵饾悽饾悮饾惂饾惒 饾惎饾惃饾悮饾惀饾惃饾悺饾悮饾惂饾惒 饾悮饾惁饾悽饾惂’饾惂饾惒 聽禄 饾悈饾悶饾惉饾惌饾悽饾惎饾悮饾惀 饾悋饾悮饾惈饾悮饾惎饾惃饾悮聽禄, hetsika nentin’ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny Fizahantany sy ny Asa t脿nana nanamarika ny fisokafan’ny taom-pizahantany 2024.

Nandritra ny hetsika dia nisy fitsidihana nataon’ Andriamatoa Minisitra tao amin’ny CEM (Centre 茅cotouristique de Menabe) izay nahafahany nitafa tamin’ireo mpanao asa t脿nana, sady nijery ny sangan’asan’izy ireo. Ity toerana ity moa dia isan’ny mampiofana ireo mpanao asa t脿nana fa indrindra ireo manana fahasembanana sady manome asa ho an’izy ireo.

Nisy ihany koa ny fizarana mari-pankasitrahana ho an’ireo mpanao asa t脿nana nahavita fiofanana momba ny hazo, rofia ary vy nandritry ny hetsika.

—- x —-

La premi猫re 茅dition du 芦聽Festival Haravoa聽禄 s’est tenue 脿 Morondava le week-end dernier, un 茅v茅nement organis茅 par des entrepreneurs du secteur du tourisme et de l’artisanat pour marquer l’ouverture de la saison touristique 2024.

Durant le festival, le Ministre a visit茅 le CEM (Centre 茅cotouristique de Menabe), o霉 il a pu rencontrer des artisans et admirer leurs 艙uvres. Ce centre forme notamment des artisans, en particulier ceux en situation de handicap, et leur fournit des emplois.

Il y a 茅galement eu une remise de certificats aux artisans ayant suivi des formations sur le travail du bois, du raphia et du m茅tal pendant l’茅v茅nement.