Réunion entre la Confédération du Tourisme de Madagascar (CTM) et Ravinala Airports Madagascar

Ce vendredi, la 𝐂𝐨𝐧𝐟𝐞́𝐝𝐞́𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐮 𝐓𝐨𝐮𝐫𝐢𝐬𝐦𝐞 𝐝𝐞 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 (CTM) a eu une réunion de travail avec l’équipe de Ravinala Airports Madagascar pour discuter autour des points d’amélioration dans l’accueil des voyageurs à l’Aéroport International d’Antananarivo et voir ensemble les solutions pérennes pour optimiser leur satisfaction.

L’amélioration de la desserte aérienne est un des axes majeurs de la Feuille de Route de la CTM pour développer la destination.

Nanatanteraka fivoriana niaraka tamin’ny ekipan’ny 𝐑𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚𝐥𝐚 𝐀𝐢𝐫𝐩𝐨𝐫𝐭𝐬 ny 𝐂𝐨𝐧𝐟𝐞́𝐝𝐞́𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐮 𝐓𝐨𝐮𝐫𝐢𝐬𝐦𝐞 𝐝𝐞 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 (CTM) io maraina io. Atrikasa niresahana momba ireo teboka mila hatsaraina amin’ny fandraisana ireo Mpandeha eny anivon’ny seranam-piara-manidina ary niaraha-nijery ireo vahaolana maharitra ho fanatsarana hatrany ny kalitaon’ny dia sy fitsidihana tontosain’izy ireo.

Ny fanatsarana ny fitanterana an’habakabaka dia anisan’ny fototra lehibe ao anatin’ny tondrozotran’ ny CTM, hampiroboroboana an’i Madagasikara eo amin’ny lafin’ny fizahantany.